TsY-lÔJiKa
Rédigé le Dim 16 Juil, 2006 08:26:54 
Un 24 Fevrier, un Russe m'a dit:
Добрый день (se lit dobrii den)
et je lui ai dit:
Здравствуйте (en balbutinant zdravstvuite)
18 ans plus tard, un Quebecois m'a dit: Bonjour
Je lui ai repondu: Aurevoir!
Andriamamovoka Story
Rédigé le Dim 16 Juil, 2006 07:50:56 

![]()
Do you know, this river has to go this way to get here>>>>>>>>>
![]()
<<<<<<<and goes on this way, to reach the Atlantic Ocean!
![]()
...and all the beginning was this>>>
lol
Thanks Scrat!
'Zay vavany tsy ahoana!
Rédigé le Jeu 13 Juil, 2006 18:36:06 
Afin de satisfaire les karaoke-eurs, voici le lyric:
Aleo hitabataba
Aleo hivazavaza!
Refa leo ve tsy hangina
Ho vizaka hosina
Ny lalantsika 2 e,
Tsy hiato, hitohy hatrany
Tsy misy hamakiana loha e,
F'aleo 'zay ho avy dia ho avy!
Na tsara aza ataonao
Ho voakina foana ianao
'Reo tsy tia sy mpankahala,
Ho eo foana hanadala!
Ka aleo mandroso foana
'Zay vavany tsy ahoana!
N'aiza n'aiza eto an-tany
Fomban-javatra izany
N'inona n'inona hitranga na ny lanitra ho manga na ho maloka mangina
Jesoa! Ianao lay mpanazava!
Raha jereko ny andro lasa tao ny tsiky tao ny ratra nefa Ianao lay Mpampahery
Jesoa! Ianao lay Mpampahery!
N'inona n'inona hitranga Jesoa
N'inona n'inona
Izy antsoina e!
F' Izy eo foana!
Izy antsoina e!
F'izy eo foana!




